| Entry (1/2) | 1 hatsarana |
| Root | 2 tsara |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Toetran' ny olona na zavatra tsara, mahafinaritra jerena, na ambony, mendrika: Endre! ny hatsaran-tarehin' ity voninkazo! / Hatsaram-panahin' olona izany.
[1.1] |
| Explanations in English |
5 excellence; goodness.
[1.7] |
| Explanations in French |
6 excellence; bonté.
[1.8] |
| Examples |
7 tsisy hatsarana velively fa mora ritra sy mety tankina, nefa manana ny azy tsy mila miankina!
[1.300#]
8 Mila hatsarana hita vatana sy azo tsapaina, hanome endrika ny hery tsaroany ho nivaivay saingy tsy nilamina, tao anatiny izy. [2.529#] |
| Synonyms | 9 fahatsarana |
| Entry (2/2) | 10 hatsarana |
| Root | 11 tsara |
| Part of speech | 12 noun |
| Explanations in Malagasy |
13 Sikidy: Nanao hatsarana tao an' efitra Rainibozy no tratranay.
[1.1] |
| Anagrams | 14 hatsarana, 15 satrahana |
| Updated on 2025/09/12 |
|