|
|
|
|

Entry1  fehim-pihavanana
Elementary words  2 fehy, 3 fihavanana
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5 Fifamatoran' ny olona iray fianakaviana na iray fileovana na mifankatia tsotra fotsiny, ka mahatonga azy hifamangy mba ho fanamafisana ny fihavanana isaky ny misy hafaliana, fa indrindra raha misy manjo [1.1]
Explanations in French  6 lien de parenté [1.54]
Vocabulary  7  Relationships: family
Synonyms  8 fehim-ponenana

Updated on 2025/09/12