Entry fehim-ponenana
Elementary words fehy ; fonenana
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Fifamatoran' ny olona iray fianakaviana na iray fileovana na mifankatia tsotra fotsiny, ka mahatonga azy hifamangy mba ho fanamafisana ny fihavanana isaky ny misy hafaliana, fa indrindra raha misy manjo [1.1]
Vocabulary 
Synonyms fehim-pihavanana

Updated on 2023/12/10