| Entry | 1 fehezan-dalàna |
| Elementary words | 2 fehezana, 3 lalàna |
| Part of speech | 4 locution |
| Explanations in Malagasy |
5 Fitambaran'ny didy maromaro iray tarika [1.1] 6 fitambarana lalàna na mikasika lafin-javatra iray [1.13] |
| Explanations in French |
7 code [1.13] |
| Examples |
8 Tsy fanajana ny lalàna Ny Lalàna mifehy ny asa no fehezandalana lehibe indrindra tsy maintsy arahina.
[4.27#]
|
| Updated on 2025/09/12 |
|