|
|
|
|

Entry1  fehezana
Root  2 fehy
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Zavamaniry miaraka amin' ny tahony atao indray mifehy: Fehezam-boninkazo.
5 Amboara. (Tsara homarihina fa ny hoe fehezana dia anisan' ireo anarana avy amin' ny matoantenin' ny iharana, misy tovana ina fa novana ana: fehezina -> fehezana; tetezina -> tetezana; fonosina -> fonosana). [1.1]
Explanations in English  6 a bunch.. [1.2]
Explanations in French  7 faisceau, botte, bouquet, gerbe, paquet. [1.13]
Examples  8  Roa fehezana ihany anefa no mba voadidin'izy ireo. [2.442#]
9  Dia nampakariny avy ao indray, tapa-kazo iray fehezana, izay nentiny niditra nampisehoany fomba sahala amin' ny tamin' ilay mohara ihany. [2.472#]
All compound words  10  5 combinations of this word

Updated on 2025/11/09