|
|
|
|

Entry (1/3)1  faribolana
Elementary words  2 faritra, 3 volana
Part of speech  4  noun
Explanations in Malagasy  5 Tsipika boribory feno tanteraka ka mitovy ny elanelan' ny teboka rehetra aminy amin' ny teboka iray eo afovoany [1.1]
Explanations in English  6 A circle, a circumference, a circuit [1.2]
7 a circle [1.7]
Explanations in French  8 cercle [1.8]
Examples  9  Nanao faribolana izahay ary niteny aho ka Robert Gagg no nandika teny ho amin' ny fiteny alema. [2.356#]
Vocabulary  10  Mathematics: geometry
All compound words  11  3 combinations of this word

Entry (2/3)12  faribolana
Part of speech  13  noun
Explanations in English  14 a children's game of making circles. [1.2]
Examples  15  Nitsinjaka izy sy ny ankizy, dia nitotorebika nanao faribolana hitsipy sandry eran' ny ahi-maitso mavan' ny ranomasina midadasika. [2.5#]
Vocabulary  16  Game

Entry (3/3)17  fari-bolana
Part of speech  18  locution
Explanations in Malagasy  19 enti-milaza sary vorivory [1.1]

Anagrams  20 faribolana, fari-bolana

Updated on 2025/11/13