Entry fanjaitra (zaitra)
Part of speech noun or adjective
Malagasy definition Fomba entina manjaitra: Tsy tiako ny fanjaitran-dRakoto palitao
¶ Azo zairina: Ny baoritra tsy mba fanjaitra [Rajemisa 1985]

Entry fanjaitra (zaitra)
Part of speech noun
Malagasy definition ¶ Fiasana vy lavalava kely marani-doha misy loaka ny vodiny mba hidiran' ny kofehy: Akao fanjaitra hanjairana itỳ akanjonao tata-jaitra
Mitovy hevitra: filo ~ tsaika ~ tsiverianala [Rajemisa 1985]
English definition a needle [Richardson 1885, Hallanger 1973]
French definition aiguille [Hallanger 1974]
Compound words, titles, names 
Quotes 
Riddles Hetrao ilaikely fa hiady? Fanjaitra.

2012/11/18