|
|
|
|

Entry (1/5) 1  tsaika
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 Zaza tsy ary fady [1.1]
4 zaza am-bohoka [1.13]
Explanations in French  5 foetus [1.13]
Vocabulary  6  Biology

Entry (2/5) 7  tsaika
Part of speech  8  noun
Explanations in Malagasy  9 [Provincial] Zaza [1.1]
10 ankizy [1.13]
Explanations in French  11 enfant [1.13]
Other spellings  12 tsaiky

Entry (3/5) 13  tsaika
Part of speech  14  noun
Explanations in Malagasy  15 Fanjaitra lehibe izay nampiasain' ny teo aloha ary mbola ampiasain' ny olona eny ambanivohitra ankehitriny hanjairana tafo herana [1.1]

Entry (4/5) 16  tsaika
Part of speech  17  noun
Explanations in Malagasy  18 Fakana tsy miera mangingina atao tsy fantatra, fandraisana na fitondrana an-tsokosoko dia lasa; fanatonana atao tsy re, moramora [1.1]
Derivatives 
Passive verbs :
Relative verbs :
Nouns :
Combinations  22  2 expressions, toponymes, etc... with that word

Entry (5/5) 23  tsaika
Part of speech  24  noun
Explanations in Malagasy  25 Fifantenana atao amin' ny voan-javatra madinika toy ny vary; fanivanana izay voa tsara; fanesorana ny zavajavatra miaraka amin' ny voa, toy ny vato kely, fasika... [1.1]
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Combinations  29  2 expressions, toponymes, etc... with that word

Anagrams  30 atsika, 31 takasy, 32 taksia, tsaika, 33 tsiaka

Updated on 2026/02/04