Entry filo
Part of speech noun
Malagasy definition  [Bezanozano, Sihanaka, Taimoro, Taisaka, Tambahoaka, Tanala] fanjaitra [Rakotosaona 1972]
 fanjaitra [Rajemisa 1985]
English definition a needle. (Prov.) [Richardson 1885]
French definition  [Taisaka] aiguille [Deschamps 1936]
Derivations 
Compound words, titles, names 

Entry filo
Part of speech noun
Malagasy definition Ny benitra eo andohan' ny basy izay ajoro ka atao mifanapaka ho fanamarihana fa tsy azo aleha ny toerana itsanganan' izany [Rajemisa 1985]
English definition cross bayonets guarding a passage or road. [Eng. file (?).] [Richardson 1885]
Vocabulary 
Compound words, titles, names 

2009/02/23