| Entry | 1 zaitra |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Fampikambanana lamba amin' ny kofehy mba hahatonga azy ho akanjo: Tsy mbola mahay zaitra i Bozy kely Fomba nanjairana: Tsara zaitra itỳ akanjonao itỳ izany! [1.1] |
| Explanations in English |
4 sewing [1.7] |
| Explanations in French |
5 couture [1.8] |
| Examples |
6 Ny sarifilanelina tsy akory tsy niova, fa ny didiny, tsy ilay zaitra kitapo iray trano sahala amin' ny taloha intsony.
[2.472]
|
| Derivatives |
|
| All compound words | 24 2 combinations of this word |
| Updated on 2025/10/08 |
|