Entry (1/2) | 1 fangitra |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 soritra na kiaka hita miharihary toy ny hohadina na nokiahina lalina. Ny faritra dia ilazana ny soritra fotsiny na mazava na manjavozavo, na fizarana an-tsaina fotsiny aza. Amin' ny fizarana tanimboly, tanimbary ho an-olona samy hafa dia tena fangitana, fa tsy faritana fotsiny. [1.10#F.339] 4 Faritra [1.1] |
Explanations in English |
5 a curved mark or sign, a curved outline, a boundary, an indication. It is not used of a parallelogram. See faritra [1.2] |
Explanations in French |
6 contour, délimitation, circonscription [1.3#147] 7 coordonnées [1.13] |
Derivatives |
|
All compound words | 24 16 combinations of fangitra |
Vocabulary | 25 Mathematics: algebra |
Entry (2/2) | 26 fangitra |
Part of speech | 27 adjective |
Explanations in Malagasy |
28 tapaka (volondoha) [Taimoro]
[1.78] |
Anagrams | 29 fangitra, 30 fitranga |
Updated on 2025/09/19 |
![]() |