| Entry | 1 mamangitra |
| Root | 2 fangitra |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Mamaritra.
[1.1] |
| Explanations in English |
5 to mark out, to place boundary lines. In the provinces it means to cut, to clip, to dress the edges of anything, to cut a book..
[1.2] |
| Examples |
6 Fa rehafa intelo aman' efatra izy no mifampikasoka amin' io tranombarotra io, dia hahalala mora foana fa Zaka no mitantana sy mamangitra ny làlana tsy maintsy hizorany.
[2.5#]
|
| Morphology |
|
| Proverbs | 11 Proverbs containing that word |
| Updated on 2025/11/02 |
|