Entry fangady (hady)
Part of speech   noun
Malagasy definition   [Bezanozano, Taimoro, Taisaka, Tambahoaka, Tanala] angady [Rakotosaona 1972]
   Vy voavoatra misy lelany sy zarany atao fihadian-tany, izay antsoina matetika kokoa hoe Angady [Rajemisa 1985]
English definition   [Mod. s. from mangady (hady).] A spade. See angady. [Richardson 1885]
French definition   [Taisaka] bêche [Deschamps 1936]
Vocabulary  
Synonyms   angady
Compound words, titles, names  
Quotes  
Analogy   fangadifohiny

Updated on 2009/02/23