|
|
|
|

Entry1 amontana
Part of speech  2 noun
Explanations in Malagasy  3Hazo lehibe midoroboka, mitovitovy amin' ny aviavy saingy ny raviny no lehibe sy matevina kokoa, ny voany boribory sahala habe amin' ny ankiben-tongotra. Ny amontana sy ny aviavy dia fahita fahizay tamin' ny tanàna nonenan' andriana. [1.1]
Explanations in English  4large trees, of which there are amontambavy and amontandahy. The milky juice is boiled and made into bird-lime. Ficus Baroni, Baker, and Ficus trichophlebia, Baker.. [1.2]
5a large tree of the fig family. [1.7]
Explanations in French  6grand arbre, espèce de figuier, sycomore. [1.8]
7(complication orthographique superflue de amonta). Ficus baronii Baker (Moraceae). L'un des arbres sacrés des ancêtres malgaches. Symbole de la terre ancestrale et de la maternité (par son latex). Il était planté dans tous les enclos des palais royaux et seigneuriaux.. [Merina] [1.196]
Examples  8 Isa ny amontana, Roa ny aviavy, Telo fangady, Efa-drofia, Dimy emboka. [2.69]
9 Koa nihazakazaka nialoha izy, dia nianika amontana anankiray hitazana azy, fa eo no handalovany. [2.996]
10 ka raha, sanatria, misy danik' andro mandoro azy avy any dia ialahy no amontana hialokalofany eto. [2.643]
Vocabulary  11 Botany: tree
Synonyms  12amontambavy, amontandahy
Analogs  13 aviavy
All compound words  142 combinations of this word
Scientific name 
Quotes  15 Texts mentioning this word

Anagrams  16 amantano, 17 amontana, 18 manatona, manatòna

Updated on 2025/11/06