Entry |
fandry
|
Part of speech | noun
|
Malagasy definition | Fomba na toetran' ny olona na biby mandry, mitsotra: Jereo itỳ fandrin' ny zanakao: ny lohany indray no any an-tongotra ¶ Fiafarana: Manao ahoana ny fandrin' ny resaka tao? [Rajemisa 1985]
|
Compound words, titles, names |
|
Examples | Ny fanao ratsy hafa koa amin' ny tsy fanajana ny hevitry ny hafa dia ny fanazimbazimbana ny hevitry ny namana izay tsy mitovy fandry amin' ny hevitry ny tena. [Rabemolaly: Fary, page 187]
|
|
Entry |
fandry
|
Part of speech | noun
|
Malagasy definition | [Taimoro]
zavamaniry lava ravina fanaovana tafo, fandrana [Rakotosaona 1975]
|
Vocabulary |
Synonyms | |
|
Entry |
fandry
|
Part of speech | noun
|
French translation | [Sakalava]
Plante non identifiée dont on mange les graines.
On l'appellerait aso en Imerina (d'après Samat).
Ce dernier nom paraît forgé par un informateur facétieux (
eso : moquerie, se moquer de quelqu'un).
[Boiteau 1997]
|
Vocabulary |
|