| Entry (1/2) | 1 fandriandry |
| Root | 2 fandry |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Toetoetra, fomba fandehan-javatra, na tsara na ratsy: Hijery ny fandriandrin' ny raharaha no nahatongavako [1.1] |
| Entry (2/2) | 5 fandriandry |
| Part of speech | 6 noun |
| Explanations in Malagasy |
7 fitsotsorana, tsotsotra mba haka aina [Tanala]
[1.78] |
| Updated on 2025/09/12 |
|