Entry fandrana
Part of speech   noun
Malagasy definition   [Taimoro] zavamaniry lava ravina fanaovana tafo [Rakotosaona 1972]
   [Betsimisaraka] Karazan-kazo hafa kely fa ny voany sy ny raviny sahala amin' ny an' ny mananasy [Rajemisa 1985]
English definition   shrubs. Two or three species are known by this name, from which a kind of potash is obtained. The leaves are used for thatching. (Prov.) Pandanus sp. [Richardson 1885]
Vocabulary  
Scientific name   Pandanus
Synonyms   fandry

Entry fandrana
Part of speech   noun
Malagasy definition   Hoditry ny hazo fandrana izay endahana ka atao lakan-drano hitarihana ny rano mba hampita hady [Rajemisa 1985]
   lakan-drano vita amin'ny hoditry ny fandrana [SLP: Voambolana]
English definition   shrubs, from the stems of which gutters for carrying water over depressions of the ground are made, hence, an aqueduct [Richardson 1885]
French definition   canal [SLP: Voambolana]

Updated on 2009/09/09