| Entry (1/7) | 1 fanasina |
| Root | 2 hasina |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Fomba entina manasina, mamoly, manady [1.1] |
| Proverbs | 5 Proverbs containing that word |
| Entry (2/7) | 6 fanasina |
| Root | 7 hasina |
| Part of speech | 8 adjective |
| Explanations in Malagasy |
9 Azo ahasina [1.1] |
| Proverbs | 10 Proverbs containing that word |
| Entry (3/7) | 11 fanasina |
| Root | 12 hasina |
| Part of speech | 13 noun |
| Explanations in Malagasy |
14 Fomba entina manasina, manakivilivily, mandrotsirotsy: Toy izao no fanasina ny zaza voky loatra [1.1] |
| Entry (4/7) | 15 fanasina |
| Root | 16 hasina |
| Part of speech | 17 adjective |
| Explanations in Malagasy |
18 Azo akivilivily, azo rotsirotsina [1.1] |
| Entry (5/7) | 19 fanasina |
| Root | 20 hasina |
| Part of speech | 21 noun |
| Explanations in Malagasy |
22 Fomba entina manasina, manolotra hasina mari-pankatoavana ny maha-mpanjaka mpitondra ny tany sy ny fanjakana: Toy izao no fanasina Andriana [1.1] |
| Entry (6/7) | 23 fanasina |
| Root | 24 hasina |
| Part of speech | 25 adjective |
| Explanations in Malagasy |
26 Azo hasinina, mendrika hohasinina: Ny mpanjaka ihany no fanasina [1.1] |
| Entry (7/7) | 27 fanasina |
| Root | 28 masina |
| Part of speech | 29 noun |
| Explanations in Malagasy |
30 Sira: Ianareo no fanasin' ny tany, hoy i Kristy tamin' ny mpianony [1.1] |
| Explanations in English |
31 [masina (hasina), saltish.] Salt. [1.2] 32 kitchen salt [1.7] |
| Explanations in French |
33 sel de cuisine [1.8] |
| Vocabulary | 34 Economy: food |
| Synonyms | 35 sira |
| Article | 36 Randzavola: fanasina ao amin' ny Baiboly |
| Anagrams | 37 fanasina, 38 Fanisana, fanisana, 39 fasinana |
| Updated on 2025/10/18 |
|