| Entry (1/2) | 1 fanamiana |
| Root | 2 amy |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Fitafiana omban-dravaka milaza ny voninahitr' ilay mitondra azy ary fitondra amin' ny andro malaza: Nanao ny fanamiany marevaka ny mpiasam-panjakana ambony tamin' Ray fanasan' ny Filohan' ny Nosy
5 Karazan' akanjo manokana ho an' ny antokon' olona iray: Misy sarin' elatra ny fanamian' ny mpamory fiaramanidina [1.1] 6 fitafiana [Bezanozano] [1.78] |
| Explanations in English |
7 a uniform
[1.7] |
| Explanations in French |
8 l'uniforme
[1.8] |
| Examples |
9 I Masindahy François de Sales, eveka izatsy manao fanamiana mahafinaritra izatsy.
[2.470]
10 Mitsaoha an'ny Tompo amin'ny fanamiana masina. [2.996] |
| All compound words | 11 akanjo fanamiana |
| Entry (2/2) | 12 fanamiana |
| Root | 13 tamy |
| Part of speech | 14 noun |
| Explanations in French |
15 l'action d'attaquer une maison, un village, de voler, le lieu, la cause
[1.3] |
| Anagrams | 16 famaniana, 17 fanamaina, 18 fanamiana |
| Updated on 2025/11/09 |
|