| Entry (1/3) | 1 tamy |
| Part of speech | 2 preposition, past form |
| Explanations in Malagasy |
3 Filazana ny lasa amin' ny hoe: Amy: Tonga tamin' ny Alatsinainy izy.
[1.1] |
| Explanations in French |
4 passé de amy.
[1.3] |
| Examples |
5 tamy ny andro teo aloha
[2.59#150]
6 Ary izao no teny nataon' ilay olonkendry tamy ny mpanjaka: [2.293] |
| Entry (2/3) | 7 tamy |
| Part of speech | 8 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
9 Avy, manatona, mby efa ho tonga: Inty tamy i rainao.
[1.1] |
| Explanations in English |
10 penetrated, entered.
11 to be at hand: Tamy i rainao (Your father is at hand). [1.2] 12 on the point of arriving. [1.7] |
| Explanations in French |
13 qui est sur le point d'arriver, qui arrive, qui survient: Tamy i sakaizanao (Ton ami est là).
[1.3] 14 proche, sur le point d'arriver. [1.8] |
| Derivatives |
|
| Analogs | 17 antomotra, 18 madiva |
| All compound words | 19 tsy tamy |
| Entry (3/3) | 20 tamy |
| Part of speech | 21 noun |
| Explanations in Malagasy |
22 Loaka, na hirika ataon' ny mpangalatra amin' ny rindrina.
23 Fananihana, fandrobana fananana amin' ny tsy ampoizina. [1.1] |
| Explanations in French |
24 trou pratiqué aux parois des cases pour y pénétrer et voler, escalade, effraction.
25 attaque soudaine des ennemis, surtout de nuit. [1.3] |
| Derivatives |
|
| All compound words | 27 2 combinations of this word |
| Anagrams | 28 maty, 29 mita, mità, 30 tamy |
| Updated on 2025/11/12 |
|