|
|
|
|

Entry1  fanalahidy
Elementary words  2  fanala, hidy
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Tapa-by voavoatra aiditra ao amin' ny hidim-baravarana ka mampihetsika ny lelan' ny hidim-baravarana mba hanidy na hamoha ny varavarana
Explanations in English  5  [1.2] [hidy, a lock.] a key. See lakile.
6  [1.7] a key
Explanations in French  7  [1.8] la clé d'une serrure
8  [1.13] clé, clef
Examples  9  [2.472#] ny vatako, hidio ary tahirizo any amin' ialahy ny fanalahidy.
10  [2.529#] Tsy namaly Dr Joely fa naka fanalahidy, dia namoha vatasarihina iray.
11  [2.4#] Misy hidiny ny vatatsangana, fa ny varavarana, very fanalahidy, hono, ka dia akatona fotsiny.
Analogs  12  fanalagadra, lakile
Article  13  Randzavola: fanalahidy ao amin' ny Baiboly

Anagrams  14  fahaladiny, fanalahidy

Updated on 2025/01/21