| Entry | 1 fianakaviana |
| Root | 2 anakavy |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Fitambaran' ny ray sy ny reny ary ny zanaka' izay antsoina koa hoe mpianakavy
[1.1] |
| Explanations in English |
5 the relationship of the various members of a family.
[1.2] |
| Explanations in French |
6 famille
[1.54, 1.5] 7 la parentèle [1.5] |
| Examples |
8 Tsy nisy sahy nanohina ity zavatra nampihevaheva ny fianakaviana.
[2.499#81]
9 Ny tavela ao an-trano no manao ny asan' ny fianakaviana amin' izany. [2.472#20] |
| Morphology |
|
| Vocabulary | 12 Relationships: family |
| Combinations | 13 3 expressions, toponymes, etc... with that word |
| Article | 14 Randzavola: fianakaviana ao amin' ny Baiboly (=> ankohonana) |
| Updated on 2026/02/28 |
|