|
|
|
|

Entry1  famakiloha
Elementary words  2 famaky, 3 loha
Part of speech  4  noun
Explanations in Malagasy  5 karazam-bibikely mitovitovy habe amin' ny valalavao saingy lava vatana kokoa,
6 amin' ny antokon' ny Orthoptères. Henjana ny elany ambony ary manify makarakara toy
7 ny elatra ambany amin' ny azy. Lava be ny tendany. Ny tanany roa anoloana dia sady lava no lehibe
8 sy mantajaka, io no fandraisany haza, ets., dia biby madinika samy hafa.
9 Misy karazany maro izy: ny sasany borobory ny lohany ary ny masony roa dia mivoaka avy eo an-daniny avy, karazany vaventy ireo. Ny sasany kosa indray dia lava sady maranitra ny lohany, toy ny valala Tsindakana. [1.10#F.155]
10 Biby maitsomaitso sahala amin' ny valala, ary misy toy ny famaky eo amin' ny vavany, izay nahatonga ny anarany [1.1]
Explanations in English  11 A species of mantis [1.2]
Explanations in French  12 la mante prie-Dieu [1.3#141]
Vocabulary  13  Zoology: invertebrates
Proverbs  14  Proverbs containing that word

Anagrams  famakiloha, 15 mahalofika

Updated on 2025/11/17