Entry fahy
Part of speech   noun
Malagasy definition   fampihibohana, tsifamelana hivoaka na hikarenjy [Ravelojaona: Firaketana]
   Fanatavezana ny biby ompiana: Tsy nat [...] [full text in Rajemisa 1985]
English translation   root of voafahy, afahy, mifahy, mamahy. [Richardson 1885]
Examples  
1Fahy ombin' Imboarina ka ny trafony ihany no miedinedina [Rinara 1974]
2Inty ny vola farantsa hamidy nareo hena, ka ataovy tsara fahy tsara [Callet: Tantara, page 702]
Derivations  

Entry fahy
Part of speech   noun
Malagasy definition   akondro iray reny, salohy [Antemoro] [Rakotosaona 1972]

Updated on 2017/03/28