Entry mifahy (fahy)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mihamatavy mihavondraka, matavy: omby mifahy [Rajemisa 1985]
English definition To be fattened, confined [Richardson 1885]
French definition s'engraisser, être gras, être enfermé, être aux arrêts [Abinal 1888]
Morphology 
mifahy
nifahy
hifahy
mifahaza
Compound words, titles, names 
Examples Eo ny dia an-tongotra, ny fiainana mifahy sahala amin' ny gadra, ny fikarakarana sakafo amin' ny toerana sy fomba tsy manavanana. [Andraina: Mitaraina, page 86]
Quotes 

2012/08/01