Entry | 1 afahy |
Part of speech | 2 passive verb |
Root | 3 fahy |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Hatavezina: Hafiriana ireto omby ireto no nafahinao? |
Explanations in English |
5 [1.2] to be made fat by food, to be fed; to be besieged. |
Examples |
6 [2.69#] Matavy tsy afahy, zalahy!
7 [2.314#] Ny hoe " daboka " dia matavy, vaventy, no heviny, ka ny dabokandro dia ilazana ny omby matavy tsy afahy fa homana sy ompiana mikarenjy eny amin'ny andro fotsiny eny any an'efitra. |
Morphology |
|
Proverbs | 12 Proverbs containing the word afahy |
Anagrams | 13 afahy, 14 ahafy, 15 fahay, 16 fahia |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |