| Entry | 1 fahaefatra |
| Part of speech | 2 adjective |
| Explanations in Malagasy |
3 jereo fahefatra [2.356] |
| Examples |
4 Ruth no fahaefatra ary i Maman ity fahadimy
[2.356]
5 Tamin' ny andro fahaefatra ambin' ny folon' ny volana voalohany, dia nanao ny Paka ny zanaky ny fahababoana [2.996] |
| Updated on 2025/09/12 |
|