| Entry | 1 fahefany | 
| Root | 2 efatra | 
| Part of speech | 3 noun fahefatra and pronoun | 
| Explanations in Malagasy | 4   Ampahefatry ny famarana antsoina hoe vata, izany hoe tokotokony ho dimy litatra eo ho eo amin' ny filazam-patra ankehitriny: Nividy vary eran' ny fahefany aho fa tsy nisy hatokona akory tao an-trano [1.1] | 
| Explanations in French | 5   le quart, la quatrième partie [1.3] | 
| Updated on 2025/09/12 |   |