| Entry | 1 fahavononana |
| Root | 2 vonona |
| Part of speech | 3 noun |
| Examples |
4 Fahatanorana feno tanjaka sy fahavononana no tao aminy.
[2.470]
5 Mila fahavononana tsy miato avy amin' ny mpiandraikitra ny fahefam-panjakana ny fivoahana {text: [4.27] |
| Morphology |
|
| Updated on 2025/09/10 |
|