| Entry | 1 vonona |
| Part of speech | 2 adjective |
| Explanations in Malagasy |
3 Vita fiomanana hanao na hitsena zavatra izay mety ho tonga na ampoizina ho tonga: Vonon-kiady ny firenena
4 Voaomana, vita, voamboatra: Efa vonona ny sakafo [1.1] |
| Explanations in English |
5 ready; available, at hand
[1.7] |
| Explanations in French |
6 prêt
[1.3, 1.8] 7 préparé, complet, disposé [1.3] 8 disponible [1.8] |
| Examples |
9 vonona ny zavatra rehetra (tout est préparé, prêt)
[1.3]
10 vonon-kandeha rahampitso izy (il est prêt' à partir demain) [1.3] 11 vonon-ko tezitra izy (il est prêt à manifester sa colère) [1.3] 12 vonon-ko aty izy (il est prêt à mourir, il est bien disposé à la mort) [1.3] |
| Morphology |
|
| Derivatives |
|
| All compound words | 29 mamantam-bonona |
| Proverbs | 30 Proverbs containing that word |
| Anagrams | 31 vañono, vonona |
| Updated on 2025/11/09 |
|