|
|
|
|

Entry1 fahatsapana
Root  2tsapa
Part of speech  3 noun
Examples  4 Ny fahatsapany ny hamamin' ny fihavanana sy ny fiaraha-monina samy izy ao an-tanàna no ambony indrindra aminy [2.470]
5 Tsy hahagaga an’iza na iza raha toa ka miverina ny tahotra sy ny fahatsapana tsy filaminana eo anivon’ny vahoka, ary ny fanekena ivelany ny zava-misy, izay miaraka amin’izany. [4.27]
Morphology 
6 Simple :
7 Prefixed :

Updated on 2025/07/29