|
|
|
|

Entry1  fahamborodamba
Elementary words  2 fahana, 3 voro-damba
Part of speech  4  noun
Explanations in Malagasy  5 Lamba, izay ny tenany rofia ary ny fahany vorodamba. [1.1]
Examples  6  Dia niseho tsikelikely ny labozia gasy, ny savony mainty, ny jiafotsy sy fahamborodamba. [2.472#]
7  Iarovan-tena amin' ny toe-trandro daholo izay rehetra azo atao: sarotro, gony, fahamborodamba, kapaoty tsy lema tonta, tsy ilaina avokoa. [2.470#]

Updated on 2025/09/12