| Entry (1/3) | 1 fahana |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Tohana eo ivelan' ny zavatra iray mba hananany hery bebe kokoa
4 Fifikirana amin' ny zavatra, fanankinana mafy ny tongotra mba tsy hianjera [1.1] |
| Explanations in English |
5 that which is the sustinence or support of another.
[1.2] |
| Explanations in French |
6 soutien, support, action d'appuyer solidement une chose, de se cramponner, d'appuyer les pieds pour ne pas tomber, de se retenir en marchant
7 figuré: obstination [1.3#137] |
| Morphology |
|
| Derivatives |
|
| All compound words | 15 8 combinations of this word |
| Entry (2/3) | 16 fahana |
| Part of speech | 17 noun |
| Explanations in Malagasy |
18 sakafo
[Taisaka]
[1.78] 19 Sakafo omem-bahiny 20 Hanina, sakafo: Ataovy tsara fahana ny zazakely 21 Anjara hanina: Ento ny fahan-kisoa homena azy 22 Ilay zavatra mampipoaka ny basy, ny tafondro: Fahan-tafondro. / Saika loza fa, hay, mbola nisy fahany ilay basy 23 Ny hery ananan' ny vimiaina mampandeha ny famantaranandro: Tsy ampy fahana ny famantaranandronao matoa nijanona sahady 24 Ilay kofehy mifampiditra amin' ny tenan' ny tenona mba haha-lamba azy, (ka ny fahana mitsivalana fa ny tenany mitsangana): Ny jabo dia lamba rofia, izay ny fahany landihazo! [1.1] |
| Explanations in English |
25 that without which nothing has any consistency
26 nourishment, strength, ration, subsistence, complement 27 that which has been made firm, complete, or solid 28 a gun charge 29 a present of food to strangers 30 the weft in weaving [1.2] 31 a gift of food, food [1.7] |
| Explanations in French |
32 cadeau en vivres offert à un étranger, nourriture, ration
33 charge d'une arme à feu 34 action de monter une horloge, un ressort, la trame d'un tissu [1.3#137] 35 qu'on nourrit [Taisaka] [1.82] 36 cadeau en vivres; nourriture [1.8] |
| Examples |
37 Aoka haterana fahana ny vahiny (Apportons à l'étranger en cadeau en vivres)
[1.3#137]
38 Ratsy fahana ny soavaly ka mahia (Le cheval est mal nourri et est ainsi maigre) [1.3#137] 39 Ity ny faham-borona hamahananao ny vorombe (Voici la ration des oies) [1.3#137] 40 Ireto ny faham-basy dimy (Voici cinq cartouches) [1.3#137] 41 Ratsy fahana ny famantaranandro (La montre n'a pas été bien montée) [1.3#137] 42 Antsodio ny fahan-tenona (Mettez en bobine ce qui doit servir de trame au tissu) [1.3#137] |
| Morphology |
|
| Derivatives |
|
| Vocabulary | 53 Economy: food |
| All compound words | 54 9 combinations of this word |
| Entry (3/3) | 55 faha~na |
| Part of speech | 56 circumfix [Full list] |
| Anagrams | fahana, faha~na, 57 fanaha, 58 hafàna |
| Updated on 2025/11/21 |
|