| Entry (1/3) | 1 eva |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 [Bara] avona
[1.78] 4 [Antemoro] basivava, mpisekoseko, mpirehareha [1.78] |
| Entry (2/3) | 5 eva |
| Part of speech | 6 noun |
| Explanations in Malagasy |
7 famantarana ifanarahana
[1.13] |
| Explanations in French |
8 symbole
[1.13] |
| Combinations | 9 1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word eva |
| Entry (3/3) | 10 Eva |
| Part of speech | 11 name (biblical) [Full list] |
| Explanations in Malagasy |
12 Eva
[2.996] 13 vehivavy vadin' i Adama, dia ilay lehilahy voalohany teto ambonin-ny tany araka ny lovantsofin-ny firenena tranainy tany Azia [1.10] 14 Randzavola: Eva amin' ny Baiboly [1.38] |
| Explanations in English |
15 Eve
[2.996] |
| Explanations in French |
16 Ève
[2.996] |
| Vocabulary | 17 Holy Scriptures |
| Biblical quotes | 18 Chapters and verses mentioning Eva |
| Anagrams | 19 ave, Eva, eva |
| Updated on 2026/04/25 |
|