Chapters and verses mentioning Eva

  Genesis Fiandohana na Genesisy Fiandohana na Jenezy La Genèse
...............
Gen / Jen 3.20 And Adam called his wife' s name Eve; because she was the mother of all living. Ary ralehilahy nanao ny anaran' ny vadiny hoe Eva, satria izy no renin' ny olombelona rehetra. Ary Eva no nataon' i Adama anaran' ny vadiny, satria izy no renin' ny olombelona rehetra. L' homme appela sa femme Eve, parce qu' elle fut la mère de tous les vivants.
Gen / Jen 4.1 And Adam knew Eve his wife; and she conceived, and bare Cain, and said, I have gotten a man from the LORD. Ary Adama nahalala an' i Eva vadiny; dia nanan' anaka Eva ka niteraka an' i Kaina, ary hoy izy: Efa nahazo zazalahy tamin' i Jehovah aho. Ary Adama nahalala an' i Eva vadiny, ka nanana anaka izy, dia niteraka an' i Kaina, sy nanao hoe: Efa nampisy olona anankiray aho tamin' ny fanampian' ny Tompo. L' homme connut Eve, sa femme; elle conçut et enfanta Caïn et elle dit : J' ai acquis un homme de par Yahvé.

      Tobia Livre de Tobie
...............
Tb 8.8 Hianao no nanao an' i Adama, tamin' ny fota-tany sy nanome an' i Eva ho vadiny. Et ils dirent de concert : "Amen, amen!"

  2nd Letter to the Corinthians 2 Korintianina Korintiana II 2ème Épître de Saint Paul aux Corinthiens
...............
2Kr / 2Kor 11.3 But I fear, lest by any means, as the serpent beguiled Eve through his subtilty, so your minds should be corrupted from the simplicity that is in Christ. Fa matahotra aho, fandrao ny sainareo ho simba hiala amin' ny fahitsiam-po sy ny fahadiovana amin' i Kristy, tahaka ny namitahan' ny menarana an' i Eva tamin' ny fihendreny. Matahotra anefa aho fandrao ny sainareo very hadiovana amam-pahitsiam-po amin' ny Kristy, toy ny namitahan' ny bibilava an' i Eva tamin' ny hafetsen-dratsiny. Mais j' ai bien peur qu'à l' exemple d'Ève, que le serpent a dupée par son astuce, vos pensées ne se corrompent en s'écartant de la simplicité envers le Christ.

  1st Letter to Tomothy 1 Timoty Timote I 1ère Épître de Saint Paul à Timothée
...............
1Tm 2.13 For Adam was first formed, then Eve. Fa Adama no natao voalohany, vao Eva. Satria Adama no natao voalohany, vao Eva; C' est Adam en effet qui fut formé le premier, Eve ensuite.