Entry mpanera (era)
Part of speech noun
Malagasy definition Olona mpanelanelana amin'ny varotra atao, izany hoe manao ny fifampiraharahan'ny olona mpividy amin'ny olona tena tompon-javatra mpivarotra: Nalaky nahita trano ho fana kosa ianao izany. -- Nanatona mpanera aho no nahatanterahako izao [Rajemisa 1985]

2013/05/30