|
|
|
|

Entry 1  entana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 Zavatra entina amin' ny tanana: Mitondra entana mavesatra izy fa ampio
4 Ireo zavatra tsy misaraka amin' ny tena raha mivahiny na mifindra transi (akanjo, firakofana, fanaka...): Aza hadinoina ny entanareo rehefa mivoaka ny fiaran-dalamby
5 Izay amidy ao ampivarotana (matetika anefa amin' ity hevitra ity, ampiana ny teny hoe Varotra): Aza kasikasihina na entako, ny entam-barotro, raha tsy hividy ianao
6 Olona miankina amin' ny tena ka velomina sy iadidiana: Entana ho azy tokoa ireo iray tampo amin' ny vadiny mipetraka ao aminy
7 Ny faty entina halevina lavitra: Napetraka tao an' efitra madio ny entana raha vao tonga
8 Fehezan-javatra atao indray mitondra: Kitay telo entana (atao koa hoe anentana) [1.1]
Explanations in English  9 a burden; baggage [1.7]
Explanations in French  10 fardeau, bagage, marchandise [1.3, 1.8]
11 paquet, ballot, effets, charge
12 parents ou amis pauvres qu'on prend à sa charge [1.3]
Examples  13  Dia efa tahaka izao ny toetr' ireo entana ireo? [2.471]
14  Ary inona kosa ity entana anaty gony nentinareo niditra ity ? [2.472]
Morphology 
15  Simple :
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Nouns :
Adjectives :
Analogs  35  anentana, 36  loloha
Combinations  37  23 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word entana
Proverbs  38  Proverbs containing that word

Anagrams  39 antena, entana, 40 Etnàna

Updated on 2026/03/07