|
|
|
|

Entry1  fientanana
Part of speech  2  noun
Root  3  entana
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fahatairana sy fiaingana tampoka any anaty, fiontanana: Fientanan' ny fo
Explanations in French  5  [1.3#127] L’action de tressaillir
Examples  6  [2.285#] Mamoha fientanana tsy mbola tafapoitra tanteraka ao amin' ny olona ny soratra;
7  [1.369#] Hany ka, noho ny toe-javatra nafanafana tao amin' io faritr' izao tontolo izao io, dia nisy fientanana vaovao hanao fikarohana teolojika.

Anagrams  8 fientanana, 9 ifantenana

Updated on 2025/09/12