| Entry (1/2) | 1 efitra |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Zavatra atao eo anelanelan' ny zavatra roa tiana ho voasaraka: Asio efitra ireo vara ao anaty iota ireo
4 Ireo fizarazarana amin' ny trano iray voasaraky ny rindrina: Misy efitra dimy ny tranonay (ny fizarazarana amin' ny fitoeran-javatra toy ny lalimoara...dia atao hoe efitrefitra: Misy efitrefitra firy io lalimoara io?) [1.1] |
| Explanations in English |
5 a partition ; a border or boundary
[1.7] |
| Explanations in French |
6 Cloison, séparation, ce que l'on met entre deux comme de la paille entre des bouteilles, un papier entre deux feuillets: Manify loatra ny efitra mampisaraka ny efitsika (La cloison qui sépare nos chambres est trop mince) ~ Asivy efitra ny tavoahangy, fandrao vaky (Mettez une séparation entre les bouteilles, de peur qu'elles ne se cassent) ~ Asivy efitra ireo taratasy ireo mba tsy hitangaro (Mettez une séparation entre ces papiers pour qu'ils ne se mêlent pas)
7 Chambre, appartement, compartiment: Misy efitra telo ny tranoko (Il y a trois chambres ou appartements à ma maison) ~ Misy efitra dimy io lalimoara io (Il y a cinq compartiments dans cette armoire) [1.3] 8 cloison, séparation [1.8] |
| Derivatives |
|
| Synonyms | 31 efitse |
| All compound words | 32 7 combinations of this word |
| Proverbs | 33 Proverbs containing that word |
| Entry (2/2) | 34 efitra |
| Part of speech | 35 noun |
| Explanations in Malagasy |
36 faritra
[Taimoro]
[1.78] 37 Tany foana tsy misy olona: Tana be efitra any Afrika. [1.1] 38 tany karankaina tsy misy mponina [1.13] |
| Explanations in English |
39 a desert, a wasteland
[1.7] |
| Explanations in French |
40 désert
[1.3, 1.8, 1.13] 41 pays inhabité ou peu habité: Betsaka ny tany efitra eto Madagasikara (Les pays inhabités sont nombreux à Madagascar [1.3] 42 terre inhabitée [1.8] |
| Derivatives |
|
| All compound words | 44 3 combinations of this word |
| Anagrams | efitra, 45 ferita, 46 fietra |
| Updated on 2025/11/17 |
|