Entry |
miefitra
(efitra)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Misy efitrefitra: Miefitra anaty toy ny hasim-boasary [1.1]
|
Explanations in English | To be separated by partitions, to be divided into rooms [1.7]
|
Explanations in French | Où il y a des cloisons, des séparations, des chambres, des compartiments, des casiers, des planches de légumes, être séparé par quelque chose: Ataovy miefitra tsara ny vilia (Mettez quelque chose pour bien séparer les assiettes) ~ Miefitra folo ny trano fitsaboana (L'hôpital a dix chambres) [1.3]
|
| être cloisonné,
être divisé en compartiments [1.8]
|
Examples | Trano lava iray tsy miefitra izy io ary simenitra no ao anatiny.
[2.472]
|
Morphology |
Present : |
miefitra |
Past : |
niefitra |
Future : |
hiefitra |
Imperative : |
miefera |
|
Compound words |
|
Proverbs |
|