|
|
|
|

Entry1  faneferana
Root  2 efitra
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Fanasiana zavatra eo anelanelan' ny zavatra roa na maro izay tsy tiana hifampikasokasoka na hifampipoka [1.1]
5 fisakanana zavatra toy ny aratra sy ny hafanana mba tsy hiampita [1.13]
Explanations in French  6 isolation [1.13]

Updated on 2025/09/12