Entry efitrefitra (efitra)
Part of speech noun
Explanations in French [duplicatif fréquentatif] [1.3]
 Cloisonnement [1.13]
Examples 
1Lazan'Ilaidama ny nisoka-panahy tsy nisy efitrefitra, araka ilay teniny kanto hoe: «Tahaka iry masoandro ambony iry aho: iray ihany, fa mahenina izao anivon'ny riaka izao ny saiko! [2.298]
2Ity tranomaizina ity dia misy efitrefitra tahaka ireny cellules ireny mihitsy ary sakafo voafetra no aterin' ireo jiolahy hohanin' ireo mijaly ao ka raha tsy efa taolana sisa mitrakitraky eny amin' ny tenabeny tsy avoakany hovonoina na halefany hody. [2.895]
Derivatives 
 

Updated on 2023/01/20