|
|
|
|

Entry1  fanditra
Root  2 ditra
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Ady vava na fifamaliana, fanjihitra, fifanjihirana: Tsy ady tsy fanditra dia nirintona foana teo ny anaovavy [1.1]

Anagrams  fanditra, 5 tafandry

Updated on 2025/12/08