|
|
|
|

Entry1  midinika
Root  2 dinika
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4 Miara-mihevitra, mandinika miaraka: Mbola midinika io raharaha io ny Minisitra
5 Manatona (olona) mba hiresaka momba...: Tonga aho hidinika aminao ny fianaran' i Solo [1.1]
Explanations in English  6 to converse secretly, to talk over affairs minutely and singly [1.2]
7 to examine something together, to counsel together [1.7]
Explanations in French  8 examiner ensemble, prendre conseil ensemble: [1.8]
Examples  9  Tsy maintsy falifaliana nefa ny vazaha, ka nony nidinika kely teo, dia tapaka ny hevitra fa hatao ny nangatahin-dry zareo. [2.472]
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
13  Imperative :

Updated on 2025/11/17