Entry midinidinika (dinidinika (dinika))
Part of speech active verb
Morphology 
midinidinika
nidinidinika
hidinidinika
Examples Tonga eo amin' ny kihon-dàlan' ny fiainako aho, ka ataoko fa hanan-tsiny amin' ise raha tsy midinidinika sy mitapatapaka ahitra. [Andriamalala: Zazavavindrano, page 45]
Quotes 

2013/12/18