Entry | 1 demôkrasia |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 fahefan' ny vahoaka fanjakana, fitondram-pirenena isehoan' ny fahefan' ny vahoaka [1.62#227] |
Explanations in English |
4 democracy [3.1] |
Explanations in French |
5 démocratie [3.1] |
Examples |
6 Maharitra roa na telo volana ny fandinihana azy io any amin' ny firenena anjakan' ny demokrasia.
[4.27]
7 Ny demokrasia sy ny feni-kevitra momba ny Fanjakana tan-dalàna no fototra iorenan'ny Repoblika. [1.320] |
Vocabulary | 8 Politique |
Analogs | 9 demokraty, demokratika |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |