|
|
|
|

Entry1 borozano
Part of speech  2 noun
Explanations in Malagasy  3 jereo borizano [0]
Examples  4 Ny borozano hilanja azy sy hitondra ny entana efa vita fanekena. [2.499#]
5 Ny borozano : mirandrana ny volony, satrobory no azony isatrohana. [1.437#]
6 Maika dia maika ny nisarahanay sy ireo borozano nilanja ahy ka tsy afaka nanontany azy ireo ny marina aho, sady tsy niserana tao an-tsaiko velively akory koa ny hanontany izany. [2.5]
Other spellings  7borizany, borizano, borozany

Updated on 2025/09/12