|
|
|
|

Entry1 borozany
Part of speech  2 noun
Explanations in Malagasy  3jereo borizano. [0]
Examples  4 ary ny nianamboninahitra sy ny miaramila, izay afaka ho borozany; [2.59#]
5 Rainimaharavo 16 voninahitra, Chief secretary of state sy Andriantsitohaina 16 voninahitra sy Rafaralahibemalo loholona lehibe amin' ny borozany no nanao sonia nisolo tena an-dRasoherina ary Finkelmeier masoivohon' ny fanjakana amerikana no nanao sonia tamin' ny andaniny. [2.366#]
Other spellings  6borizany, borizano, borozano

Anagrams  7 borizano, 8 borozany

Updated on 2025/09/12