Entry boko
Part of speech   noun
English definition   [Provincial] the abdomen. See vohoka [Richardson 1885]
Vocabulary  

Entry boko
Part of speech   noun
Malagasy definition   [Sihanaka] trano, toby, fierena [Rakotosaona 1972]

Entry boko
Part of speech   noun
Malagasy definition   [Taimoro] bainga [Rakotosaona 1972]
   Zavatra boribory izay matetika hita eny amin' ny lohan-javatra: Ny bokon' ny haro fanin-tohatra [Rajemisa 1985]
Derivations  

Updated on 2011/03/25