|
|
|
|

Entry1  biby manompo
Elementary words  2  biby, 3  manompo
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5  biby manampy ny olombelona amin' ny lahasany na ataony sakafo, ka velominy sy karakarainy ary mipetraka tsy lavitra ny fonenany na ao an-tranony mihitsy aza [1.1]
Vocabulary  6  Economy: breeding, farming
Synonyms  7  biby fiompy

Updated on 2025/09/12